|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sirana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6 siraña
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8seranana. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  9 Rasina, 10 risana, 11 sanary, 12 sañira, Sanira, 13 sarina, 14 Sinara, sinara, 15 sirana, siraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05