|
|
|
|

Teny iditra1 sinitrana
Fototeny  2sitrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu’on a guéri. [1.3#612]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Fahasalamana
Tovy hevitra  10voasitrana

Fivaditsoratra  11 anantsiry, 12 antsirina, 13 sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12