|
|
|
|

Teny iditra1 sinisy
Fototeny  2sisy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasisy, kikisana: Nosinisin' ny voalavo ilay mofo tao anaty harona.
5esorina ny mivohibohitra aminy (hazo fisaka): Efa nosinisinao ve ilay hazo fisaka ?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6redressé. [1.3#610]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10voasisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12