|
|
|
|

Teny iditra1  sinimba
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasimba, simbana, atao izay tsy hahatsara: Nosinimban' ny naman-dratsy ilay rasa ka nampalahelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 gâté, endommagé, à qui l’on a fait tort [1.3#606]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08