|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinily |
| Fototeny | 2sily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voasily, silina, tsitsina, alaina ka kely dia kely no atao indray manao na maka: Nosiniliny ny sira nomeny anay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5donné en petite quantité, vendu chèrement.
[1.3#605] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9voasily |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|