|
|
|
|

Teny iditra1 singorana
Fototeny  2singotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Samborina amin' ny tady vavarana, amin' ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 sangorina, 11 singorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02