|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinerana |
| Fototeny | 2serana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4voaserana, seranina, lalovana haingana: Nosineran' ny rivo-doza ny tanànanay ka nahasimbana bebe ihany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu’on a fait passer rapidement, devant qui ou devant quoi on a fait passer, ( pion ) qu’on a raflé obliquement.
[1.3#599] |
| Tovy hevitra | 6voaserana |
| Fivaditsoratra | 7 seranina, 8 sinerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|