|
|
|
|

Teny iditra1 sinandoka
Fototeny  2sandoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony ny lambako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu’on a trompé, obtenu par la fraude, par la supercherie. [1.3#573]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voasandoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12