|
|
|
|

Teny iditra1 sinanda
Fototeny  2sanda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5ce pour quoi on a donné un agio, un surplus. [1.3#573]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voasanda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12