|
|
|
|

Teny iditra1 simenitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika.
4Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5ciment. [1.13]
Ohatra  6 Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
7 Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
Voambolana  8 Toe-karena: fanorenana
Tsipelina hafa  9siman
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 mañeritsy, maneritsy, 12 ministera, 13 mirañitse, 14 simenitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03