|
|
|
|

Teny iditra1 simbana
Fototeny  2simba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko.
5/ Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
.
6Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny.
7Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy.
8Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais. [1.3]
Ohatra  10 Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 sambany, 17 simbana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02