|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 simaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Nahafahana kely: Simaka ny nifiko.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Dia rafitra nihinana ny anao lahy, ka voan' ny farango ny molony, hany ka simaka terý
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 23 simaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau.
[1.3] 27Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 29sima-kazo |
| Fivaditsoratra | 30 kamasy, 31 kamisa, 32 makasy, 33 masaky, 34 masika, 35 mikasà, mikasa, 36 misaka, misakà, 37 samaky, 38 simaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|