|
|
|
|

Teny iditra1 silina
Fototeny  2sily
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ?.
5amidy na vidina lafo dia lafo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12