|
|
|
|

Teny iditra1 sikinana
Fototeny  2sikina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hodidinina sikina: Sikino lamba izy.
5Forana: Nosikinana omaly ny zandrinay faralahy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10maty an-tsikinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08