|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sikajy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr 00).
[1.1] |
| Ohatra |
4 Kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|