Teny iditra sihanaka > Sihanaka
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (tantara)
Famaritana malagasy   Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin' ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   The name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Population de l'intérieur de l' [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Jereo  

Nohavaozina taminy 2009/02/23
Takela isoratana ny soso-kevitrao