|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sigara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a cigar, a cigarette.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5cigare, cigarette.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 garasy, 8 sigara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|