|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siansa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns...
4azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5science.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6la science.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo.
[2.285#]
8 Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332#] 9 Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472] |
| Tsipelina hafa | 10siansy |
| Kamban-teny rehetra | 11fandaminana asa ara-tsiansa |
| Fivaditsoratra | 12 sanasy, 13 sasany, 14 sasina, 15 siansa, 16 sinasa, 17 sisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|