|
|
|
|

Teny iditra1 sevoka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony. [1.1]
Tovy hevitra  4sevosevo, sevotsevoka

Fivaditsoratra  5 savoke, 6 sevoka, 7 vesoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12