|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 setraina
Fototeny  2setra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be faced in opposition. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6à qui on fait face, qu'on oppose. [1.8]
Ohatra  7 Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ... [2.470]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 setraina
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14be setrasetra. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  15 anistera, 16 arañitse, 17 itserana, 18 ratsiena, 19 reanitsa, 20 retsiana, 21 setraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12