|
|
|
|

Teny iditra1 serizà-sefo
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany. [1.1]
Voambolana  5 Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12