|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 serizà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa. [1.1] |
| Voambolana | 5 Miaramila |
| Fivaditsoratra | 6 serizà, 7 Zaresy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|