|
|
|
|

Teny iditra1 seriserena
Fototeny  2serisery
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4enrhumé du cerveau. [1.3]
Ohatra  5 Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#]
Voambolana  6 Fahasalamana
Tovy hevitra  7serena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12