|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seraseranina |
| Fototeny | 2 serasera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona izay lalodalovana matetika eo anoloany: Noseraseranin' Ikoto i Dadabe ka tezitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qu’on fait passer et repasser devant quelqu’un
[1.3#599] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|