|
|
|
|

Teny iditra1 sendrasendraina
Fototeny  2sendrasendra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao.
5Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 isendrasendrana, 11 sendrasendraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12