|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendikà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa.
[1.1] 4fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5syndicat.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Malalaka ny fidirana aminà sendika.
[1.320]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 sendikà, 9 sikenda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|