|
|
|
|

Teny iditra1 seminera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4séminaire] (Fiv.
5kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra.
6Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika. [1.1]
Voambolana  7 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12