|
|
|
|

Teny iditra1  sembo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bezanozano] fitafiana, lambam-behivavy [1.78]
4 [Sihanaka] lamba [1.78]
5 [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo [1.78]
6 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  sembo, 9 sombe

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04