|
|
|
|

Teny iditra1 seloseloina
Fototeny  2seloselo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Helingelenina amin' ny fandalovana na fipetrahana eo anoloana: Mbelà ianao fa aza seloseloinao eo i Dadatoanao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9seliselena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12