|
|
|
|

Teny iditra1 selarana
Fototeny  2selatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy.
5Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12