|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sekatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] vehivavy tsy miteraka [1.78]

Teny iditra (2/2)4  sekatry
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] bada, tsy miteraka (omby, ets...) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Antesaka] stérile [1.82]

Fivaditsoratra  8 karitse, 9 retsika, sekatry, 10 tsarike, 11 tserika, 12 tsikera, 13 tsirake

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04