|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 segondra
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Nobanjininy segondra vitsivitsy aho dia toran' ny hehy izy. [2.4#]
4 Hoainy ary, hoy Fandrava, sady nangina kely izy tao anatin'ny iray segondra. [2.895#]
Voambolana  5 Fotoana
Kamban-teny rehetra  6segondra amin'ny fotoana

Teny iditra (2/2)7 segondra
Sokajin-teny  8 anarana
Voambolana  9 Toerana
Kamban-teny rehetra  10segondra zoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08