|
|
|
|

Teny iditra1 sedraina
Fototeny  2sedra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io?.
5Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be tried or tested. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on met à l'épreuve. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 isedrana, 13 sedraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12