|
|
|
|

Teny iditra1 savorinala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Volon-kazo sahalahala amin' ny vohavoha ary fanao sesi-kidoro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Mousse de la forêt ; lichen doux et frais dont on fait des matelas. [1.3#593]
5(de savory).
6Nom cité par Malzac.
7C'est bien un lichen, et non une mousse.
8Sorte d'Usnée abondante sur les branches des arbres, dans les forêts d'altitude.. [Merina, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12