|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 savony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra vita amin' ny jabora sy laro, atao anaty lasitra sy tenehina, ka ampiasaina ho fanadiovana sy fanasana lamba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4soap. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5savon. [1.8, 1.13]
6(du français : savon).
7C'est le nom moderne donné au savon.
8On précise, suivant les qualités : savony manitra, savon parfumé, savonnettes ; savony soa ; savon de beauté ; par exemple : « savony soa mahatsara ny hodi-tava » : le savon de beauté améliore les peaux grasses (Gazety Medikaly, 11e année, n° 73-38 (Août-Septembre 1976)).. [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  9 Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117#106]
10 Harena avalan-drano tahaka ny vola amidy savony. [2.436#]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 savony
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15(du français savon).
16Sapindus trifoliatus L.
17(Sapindaceae).
18Arbre introduit de l'Inde et cultivé.
19Le fruit est employé au lavage des tissus délicats, notamment des soieries servant aux cérémonies religieuses chez les Musulmans ismaeliens de Tuléar.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 savony, 22 sivano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02