|
|
|
|

Teny iditra1 savihina
Fototeny  2savika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka.
5Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho.
6Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche.
8Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement. [1.3#591]
Ohatra  9 nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3#591]
10 nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591]
11 savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02