|
|
|
|
Teny iditra
1
satronana
Fototeny
2
satrona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
(valala) Samborina amin' ny satrona.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
satronana
, satronako, satronanao, satronany, satronantsika, satronanay, satronanareo, satronan', satronan-, satronam-,
satrona-
6
Ny lasa :
nosatronana, nosatronako, nosatronanao, nosatronany, nosatronantsika, nosatronanay, nosatronanareo, nosatronan', nosatronan-, nosatronam-, nosatrona-
7
Ny hoavy :
hosatronana, hosatronako, hosatronanao, hosatronany, hosatronantsika, hosatronanay, hosatronanareo, hosatronan', hosatronan-, hosatronam-, hosatrona-
8
Filaza mandidy :
satrony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12