|
|
|
|

Teny iditra1 satrohana
Fototeny  2satroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana na ampanaovina satroka: Satrohy ny zaza fa migaingaina ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be dressed with a hat, to be crowned. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6à qui (quoi) on met un chapeau; être couronné. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 antsohara, 12 orantsaha, 13 rotsahana, 14 satrohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12