|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 satroboninahitra |
| Singan-teny | 2satroka, 3vony, 4ahitra |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a crown, a wreath.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7couronne.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany.
[2.113#]
|
| Lahatsoratra | 9Randzavola: satroboninahitra ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|