|
|
|
|

Teny iditra1 sasarina
Fototeny  2sasatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao izay hahasasatra: Aza sasarinao amin' ny hazakazaka ny zanako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on fatigue.. [1.3, 1.5]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12