Teny iditra | sasa-poana | |
Singan-teny | sasatra ; foana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Fatigué inutilement [1.3, 1.5] | |
Ohatra | Sasa-poana aho manoratra ity (Je me suis fatigué inutilement en écrivant ceci)
[1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sasa-poana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |