|
|
|
|

Teny iditra1 sasao
Fototeny  2sasa
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sasana [Fitanisana]
Ohatra  4 sasao ny tongotrao rehefa avy milalao [1.1]
5 sasao madio dia madio ny fery [2.48]

Fivaditsoratra  6 asaso, 7 asosa, 8 sasao

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16