|
|
|
|

Teny iditra1 sarotsarotra
Fototeny  2sarotra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4(duplicatif fréquentatif). [1.3]
Ohatra  5 na hanao tsotsotra, na hanao sarotsarotra. [2.588#]
6 sarotsarotra ihany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.857#]
7 sarotsarotra kokoa ny lala-midina tao andrefana noho ny fiakarana tao atsinanana. [2.643#]
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  9 sarotsarotra, 10 soratsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19