|
|
|
|

Teny iditra1 sarotra entina
Singan-teny  2sarotra, 3entina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ireo olona sarotiny amin' ny fikarakarana atao aminy, fa manome tsiny foana izy amin' izay atao aminy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12