|
|
|
|

Teny iditra1 sarotin' ny miaina
Singan-teny  2sarotiny, 3miaina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona sarotra ifampiraharahana, sarotra iaraha-monina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12