|
|
|
|

Teny iditra1 saro-piaro
Singan-teny  2sarotra, 3fiaro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Jealous. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Jaloux. [1.3, 1.8]
8Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse. [1.3]
Voambolana  9 Ontam-po
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02