|
|
|
|

Teny iditra1 saro-miory
Singan-teny  2sarotra, 3miory
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5efa niadana ka tonga sahirana nony tojo ny tsy fahampiana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qui supporte difficilement la misère parce qu’il a été habitué à une vie commode. [1.3]
7Celui qui a l' habitude d' une vie commode, supporte difficilement la misère. [2.415#2557]
Tovy hevitra  8saro-mihafy
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02