|
|
|
|

Teny iditra1 saro-diasana
Singan-teny  2sarotra, 3diasana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12