|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-piaro |
| Singan-teny | 2sarotra, 3fiaro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Jealous.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Jaloux.
[1.3, 1.8] 8Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse. [1.3] |
| Voambolana | 9 Ontam-po |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|