|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-miory |
| Singan-teny | 2sarotra, 3miory |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5efa niadana ka tonga sahirana nony tojo ny tsy fahampiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Qui supporte difficilement la misère parce qu’il a été habitué à une vie commode.
[1.3] 7Celui qui a l' habitude d' une vie commode, supporte difficilement la misère. [2.415#2557] |
| Tovy hevitra | 8saro-mihafy |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|